tkg_mat_text_reg/16/21.txt

1 line
552 B
Plaintext

\v 21 Tamn'izà fotoa izà Jesosy nanomboky nizaka gne mpianatriny fa tsy maintsy ho an-tagnany gne loholona sy gne lohane mpisorogny ary ireo mpanora-dalalàgna, ho vonoy sy hatsanga indray amè gn'andro faha telo. \v 22 Avy teo Petera nangala Anazy ka nizaka mafy A anazy,magnano hoe: ''Ho lavitry anao anie izany,ry Tompo; tsy hitranga aminao mihitsy anie izà.''\v 23 Fa jesosy nitodiky ka nizaka tamin'i Petera hoe: ''Mela gn'afarako ao, ry Satana! Enao da sakagny ho Anahy,noho enao tsy miraharaha ireo rahane Zagnahary, fa gne zavatry gn'olo.''