tkg_mat_text_reg/16/05.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 5 Rehehefa avy eregnilany egny gne mpianatry, da adignondreo gne niday mofo. \v 6 Hoy i Jesosy tamindreo hoe: ''Miambena ary mitandrema amigne matrambatrambany gne Fariseo sy Sadoseo.'' \v 7 Niady hevitry ireo mpianatry nizaka hoe: ''Noho isika tsy ninday mofo izà.'' \v 8 Jesosy nahafantatry an'izà da nizaka hoe: ''Enareo kidy finoa, nagnino enareo mekanitao aminareo da mizaka fa nohonigne tsy nindesanareo mofo izà?