tkg_mat_text_reg/11/23.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 23 Enereo, ry kapernaomy, mihevitry me enereo fa hasandratry agny an-dagnitry? Aha, incest midigny agny amigne help enareo. Satria Raha tagny Sodoma gne nagnanoa io asa mahagaga izay nany taminareo tetoa, da mbola ho tavela izà mandr'androany. \v 24 Nefa mizaka aninareo Iaho fa ho mora kokoa ho an'ny tanin'i Sodoma gn'andronè fitsarananoho gneho aninareo.''