tkg_mat_text_reg/03/07.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 7 Fa rehefa nahita ireo Fariseo sy Sadoseo maro nagnato anazy mba ho atao batisa izy, da hoy izy tamindreo hoe: ''Ry taraka menarà feno poizy, ia gne nampitandry anareo hilefa gne fahafatesa izay ho avy? \v 8 Mamoaza voa miendriky fibebaha. \v 9 Ary ka misaigny gne hizaka agnati-fo hoe: 'Mana an'i Abrahama ho iabanay iahay.' Fa zakaiko aminareo fa zagnary da mahavita mananga zanaka ho an'i Abrahama na dia avy amiyoa vato itoa aza.