tkg_mat_text_reg/13/16.txt

1 line
285 B
Plaintext

Fa sambatry gne masonareo, satria mahita; ary gne sofinareo, satria mandre. Zakaiko marigny aminareo fa mpaminany sy olo-marigny maro no nagniry gne hahita gne raha izay hitanareo, kanefa tsy nahita sn'ireo. Nagniry gne niteno ireo raha izay renareo indreo, kanefa tsy nahare an'ireo.