tkg_mat_text_reg/12/38.txt

1 line
519 B
Plaintext

\v 38 Avy eo nisy mpanora-dalàgna sy Fariseo sasasasany namaly an'i Jesosy ary nizaka hoe: ''eh mpampianatry, magniry gne ahita famantara avy aminao iahay.'' \v 39 Fa namaly Jesosy ary nizaka andreo hoe: ''misy taranaka ratsy fagnahy sy mpijangajanga mitady famatara. Kanefa tsy misy famatara omena anazy afa-tsy gne famataran'i Jaona mpaminany. \v 40 Fa mitovy am'i Jonah izay telo andro sy telo ariva tao an-trokinè vily zakabe, da ho akoizà koa no hipetrahanè zanak'olo telo andro sy telo ariva ao agnaty tany.