1 line
311 B
Plaintext
1 line
311 B
Plaintext
\v 57 Nindesindreo nisambotry Anazy tany amin'i Kaiafa mpisoronabe Jesosy, izay nivorian'ireo mpanora-dalàna sy loholona. \v 58 Fa Petera nagnaraky Anazy avy eny alavitry negnagny amè kianjan'gne mpisoronabe. Niditry tao agnatiny izy ary nidoboky niaraky tamindreo mpiandry raharaha mba hahita izay hiafarany. |