tkg_mat_text_reg/26/23.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 23 Ary izay namaly ka nizàka hoe: " izay niaraky nagnatsoboky gne tagnany taminà tagnatigne lasety, izay gne hamadiky anah. \v 24 Ary gne zanak'olo da mandeha dato arak'izay nanorata anazy. Nefa lozan'gne olo izay hamadika gne Zanak'olo! Tsara kokoa ho an'izà Olo izà gne tsy teraky." \v 25 Jodasy, izay hamadika Anazy nizàka hoe: " Iao izà, Raby ô?" Hoy izy taminy hoe: " Voalazanao."