tkg_mat_text_reg/12/38.txt

1 line
400 B
Plaintext

Avy eo nisy mpanora-dalàgna sy Fariseo sasasasany namaly an'i Jesosy ary nizaka hoe: ''Ry mpampianatry, magniry gne ahita famantara avy aminao iahay.'' Fa namaly Jesosy ary nizaka andreo hoe: ''Misy taranaka ratsy fagnahy sy mpijangajanga mitady famatara. Kanefa tsy misy famatara omena anazy afa-tsy gne famataran'i Jaona mpaminany. Fa mitovy am'i Jonah izay telo andro sy telo ariva tao an-trokin