tkg_mat_text_reg/12/03.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 3 Fa Jesosy nizaka andreo hoe: ''Mbola tsy novakinareo me gne raha nanin'i Davida, rehefa mosarè izy, sy gne lelahy niaraky taminazy aby? \v 4 Niditry tao amigne tragnè Zagnahary izy ary nihina gne mofo fanatrehena, izay tsy ara-dalàgna ho anazy raha haniny ary tsy ara-dalàgna ho an'ireo izay niaraky taminazy, nefa ara-dalàgna ho anigne lohanè mpisorona raiky evao.