tkg_mat_text_reg/01/18.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 18 Akoizao gne nitranganè fahateran'i Jesosy Kristy. gne reniny, Maria, da efa natoka hanambady an'i josefa, saingy talohanè niarahandreo, da hita fa bevoky izy avy tamè Fanahy Masina. \v 19 Josefa, vadiny, da lehilahy marigny gne sady tsy ta-agnala baraka anazy ampahabemaso. Ka nanapa-kevitra izy gne hanapitry mangingy gne fifagnekeny taminazy.