tkg_mat_text_reg/24/06.txt

1 line
391 B
Plaintext

\v 6 Haheno ady sy tatitr'ady anareo. Mitandrema mba tsy hitebiteby anareo, fa tsy maintsy hitranga izà zavatry rehetra izà; nefa tsy mbola tonga gne farany. \v 7 Fa hisy firenegny hitsanga hanohitry firenegny, ary fanjàka hanohitry fanjàka. Hisy mosary sy horohoron-tany amè toeragny samihafa.\v 8 Nefa izà zavatry rehetra izà da fiandohan'gne fanaintainan'gne fiterà fotsiny avao.