tkg_mat_text_reg/24/01.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 1 Nijoso gne tempoly Jesosy ary lasa nandeha. Nagnato Anazy ireo mpianany mba hanoroana anazy gne rafitry gne tempoly. \v 2 Nefa namaly izy ary nizàka tamindreo hoe: " Tsy hitanareo ireo zavatry rehetra ireo? Zakaiko marina aminareo, tsy havela hisy vato hifapitikitry etoa ka tsy horàvà.