tkg_mat_text_reg/21/31.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 31 Iza aminireo zanany roy ireo gne nagnano gne sitrapon'gne rainy? Ary hoy indreo hoe: " Ilay voalohany." Jesosy nizàka andreo hoe: " Zakaiko marina aminareo, ireo mpamory hetra sy ireo mpivaro-tegna da hiditry gne fanjakan'Andriamanitry alohanareo. \v 32 Fa Jaona nagnano anareo tamè fahamarinà, fa tsy nitegno anazy anareo. Fa ireo mpamory hetra sy mpivaro-tegna nitegno anazy. Fa anareo, na da nahita izà aza, da tsy nibebaky sy tsy nitegno anazy.