1 line
371 B
Plaintext
1 line
371 B
Plaintext
Izà gne nitranga mba ho hahatantareky izay nambaran'Isaia mpaminany hoe: ''Ny tanin'i Zebolona sy gne tanin'i Nftaly, megnagny migne ranomasina, agny an-dafin'i Jordana, Galilia an'ireo Jentilisa! Gn'olo nipetraky tamigne mizy da nahita fahazava zakabe, ary ireo izay nipetraky tamignènfaritry sy gn'alotry gne fahafatesa, da teo amindreo gne noiboda ny gne fahazava.'' |