tkg_mat_text_reg/27/59.txt

1 line
309 B
Plaintext

\v 59 Nangala gne faty Josefa, namono izany tamè lamba rongony madio, \v 60 ary nampandry izany tamè kobory vaovao izay nolavahany tamè vatolampy. Da nagnakodia vato zakabe hanohina gne varangaran'gne kobory izy ary nijoso. \v 61 Maria Magdalena sy ireo Maria hafa da teo, nidoboky teo ampitan'gne kobory.