tkg_mat_text_reg/27/01.txt

1 line
211 B
Plaintext

\v 1 Laha narandray gn'andro, gne lohan'gne mpisorogny aby sy gne loholona da nitadia hevitry hiampangà an'i Jesosy mba hamonoa anazy. \v 2 Ary raha nofeheziny izy, da nindesiny ka nomeny an'i Pilato governora.