tkg_mat_text_reg/25/24.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 24 Avy teo ilay mpagnompo izay naharay talenta raiky nagnato sady nizàka hoe: " Tompoko, fantatro fa lehilahy sarotiny anao. Mijinja eny amin'izay tsy namafazanao anao, gne sady manangom-bokatry eny amin'izay tsy nambolenao. \v 25 Nalia iao, ka nandeha ary nagnafigny gne talentanao tao agnatin'gne tany. Iteo, igny izay anao."