tkg_mat_text_reg/10/40.txt

1 line
275 B
Plaintext

\v 40 Gne mandray anareo da mandray Anaha, ary izay mandray Anaha da mandray ne nagniraky anaha evako. \v 41 Izay mandray gne mpaminy satria mpaminany izy da hahazo gne valisoanè gne mpaminany, ary ary izay mandray gn'olo-marigny izy da hahazo gne valisoanè gn'olo-marigny.