tkg_mat_text_reg/10/34.txt

1 line
300 B
Plaintext

\v 34 Ka mieritry faIaho da inday fiadana an-tany etoa. Tsy tonga mba inday fiandanana Iaho, fa sambatry. \v 35 Fa tonga avy iaho hagnasaraky gne zanany lelahy amigne rainy, sy gne zanany viavy amigne reniny, ary vonatovavy amigne rafozam-baviny. \v 36 Gnamè tokatranony gne lasa fahavalonè gn'olo.