tkg_mat_text_reg/06/30.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 30 Raha ampisikininè Zagnahary akoizà gn'ahitry agny atonda, gne misy anio aby sy omaray da haria ao amigne fata, magnano akory gn'ampisikinany anareo bebe kokoa, enareo ry kidy finoa? \v 31 Noho izà ka misalasala gne mizaka hoe: 'Ino gne hohaninay?' na hoe: 'Ino gne hindranominay?' na hoe: 'Ino gne raisiky aninay?'