|
\v 12 Rehefa naharè an'izà Jesosy, da hoy Izy hoe: ''Gn'olo mantanjaky ara-bata da tsy mila mpitsabo, fa gne marary evao. \v 13 Mandehàna enareo mianatry gne dikany gne hoe: 'famindram-po fa tsy sorogny.' Fa avy Iaho, tsy hiantso gne marigny hibebaky, fa gne mpanota.'' |