tkg_mat_text_reg/08/18.txt

1 line
445 B
Plaintext

\v 18 Ary rehefa hitan'i Jesosy ireo vahoky nagnodidy Enazy, da nagnome toromariky mba helà amign'eregnilanigne ranomasin'ny Galilia Izy. \v 19 Avy teo gne mpanora-dalàgna raiky nagnato Anazy da nagnano hoe: ''eh mpampianatry!'' hagnaraky Anao iaho na aia na aia andehananao.'' \v 20 Hoy Jesosy taminazy hoe: ''gne amboahaolo mana-lavaky, ary gne voro mandrembo mana tragnony, fa gne Zanak'olo tsy mana na aia na aia ampatoriany gne lohany.''