tkg_mat_text_reg/08/08.txt

1 line
607 B
Plaintext

\v 8 Namaly ilay kapiteny ary nagnano hoe: Tompo, tsy mendriky hidiranao ao ambany tafon-tragnoko, fa zakay fotsiny gne zaka da ho salama gne mpanompoko.\v 9 Fa iaho evao koa da lelahy izay napetraky ao ambany fahefana, ary manana maramila izay fiheziko aho. Mizaka amigne raiky iaho hoe: ' mandehana,' da mandeha izy, ary amigne hafa raiky hoe: 'avia,' da magnato izy, ary amigne mpanompoko hoe: 'amboary izao,' da aniny izà.'' \v 10 Rehefa ren'i Jesosy izà, da gaga Izy ary nizaka tamigne nagnaraky Anazy hoe: ''zakaiko marigne aminareo, fa tsy mbola nahita olo nanam-pinoa akoizà Iaho teto Israely.