tkg_mat_text_reg/08/05.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 5 Rehefa niditry tao Kaperinaomy Jesosy, da nagnato Anazy gne kapiteny raiky ary nagnontany Enazy, \v 6 magnano hoe: ''Tompo, matory ao antragno gne mpanompoko fa fa malemy ary ao agnatiny gne fahararia mafy.'' \v 7 Hoy Jesosy taminazy hoe: ''ho avy Iaho ary hanasitrana anazy.''