tkg_mat_text_reg/07/18.txt

1 line
274 B
Plaintext

\v 18 Gne hazo tsara da tsy afaky hamokatry voany ratsy, na koa gne hazo ratsy da tsy afaky mamokatry voany tsara. \v 19 Gne hazo aby izay tsy mamokatry voany tsara da ho tapa ary atoraky agny agnaty afo. \v 20 Ka noho izà, ka ho fantatrareo indreo amign'alalany gne voany.