tkg_mat_text_reg/06/32.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 32 Fa gne Jentilisa mitadia io raha io, ary gne Rainareo izay agny an-dagnitry da mahafantatry fa mila an'iregny enareo. \v 33 Fa tadiavo aloha gne fanjakany sy gne fahamarignany da homeny anareo ireo raha ireo. \v 34 Noho izà, Ka misalasala gn'omaray, fa gn'omaray hitahy gn'anazy. Ampy ho anign'andro tsiraikiraiky gne ratsy ao aminazy.