tkg_mat_text_reg/06/25.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 25 Noho izà zakaiko aminareo, ka misalasala momba gn'ainareo izay hohaninareo na izay indranominareo -na momba gne vatanareo, izay isikinareo. Fa tsy zakabe nohony gne sakafo me gne fiaina, ary gne vata zakabe nohony gne fitafia? \v 26 Iteo gne voro egny amè lagnitry. Iregny da tsy mamafy na mihila na mandagno ao amè fiopia, fa Rainareo gne agny an-dagnitry da mamaha an'iregny. Tsy lafo vidy mihôtry an'iregny me enareo?