tkg_mat_text_reg/06/19.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 19 Ka miopy gne harenanareo ety an-tany, raha ho simbanè kalalao sy harafesy io evao, ary hidiranigne mpangalatry an-keriny da hangalariny. \v 20 Fa kosa, opio gne harenareo agny an-dagnitry, izay tsy ho simbanigne kalalao sy harafesy, ary tsy idiranigne mpangalatry an-keriny ka angalariny. \v 21 Fa gne misy gne harenao, gn'ipetrahany gne fonao evakoa.