tkg_mat_text_reg/06/08.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 8 Noho izà, ka magnano akoign'anindreo, fa gne Rainareo da efa mahafantatry gne raha ilainareo alohanign'angatahanareo Aminazy.\v 9 Dikan'izà mivavaha akoizao hoe: 'Rainay izay agny andagnitry, ho hamasigny gn'agnaranao.\v 10 Ho tonga anie gny fanjankanao. Atao anie gne sitraponao, ety an-tany tahaka gn'agny an-andagnitry.