tkg_mat_text_reg/05/43.txt

1 line
548 B
Plaintext

\v 43 Efa renareo fa vozaka hoe: 'tsy maintsy mitia gne mpiara-belo aminao enao ary mankahala gne fahavalonao.' \v 44 Fa zakaiko aminareo, tiavo gne fahavaloanao ary mivavaha ho anè magnenjiky enareo,[Fagnamaria: Gne dikateny taloha tsara indridra da mangala gne hoe: '''misaora ireo izay magnozogny anareo, magnanova tsara amindreo izay mankahala anareo.'''] \v 45 mba ho tonga zanakè gne Rainareo izay agny an-dagnitry enareo. Fa Izy da mampiposaky gny masoandrony amigne ratsy, ary mampilatsaky gne rikandro amigne marigne sy gne tsy marigne.