tkg_mat_text_reg/04/07.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 7 Jesosy nizaka taminazy hoe: ''da mbola voasoratry evakoa hoe: 'tsy tokony hitsapa gne Tompo Andriamanitry Enao.''' \v 8 Nindesiny gne devoly hoagny amè toera ambony koa Izy ary nagnambara anazy gne fanjakana aby amin'izao tonyolo izao sy gne hatsaran'ireo. \v 9 Hoy izy taminazy hoe: ''izy aby io da homeko anao, raha mandoaliky agnatrehako sy magnorobo anah enao.''