tkg_mat_text_reg/04/05.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 5 Avy eo gne devoly nitondra anazy tagny amignè tanàgna masigny ka nametraky anazy teo amè faratamponè tempoly, \v 6 ary nizaka taminazy hoe: ''raha Zanak' Andriamanitry enao, da milatsaha agny ambany agny, fa voasoratry hoe: 'Izy handidy gn'anjeliny hitahy anao' sy 'handratra Anao eo amè tagnandreo, ka tsy ho tafato amè vato gne tombokao.