tkg_mat_text_reg/03/13.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 13 Avy eo Jesosy avy tagny Galilia ka avy teo amigne reniran'i Jordana mba ho anin'i Jaona batisa. \v 14 Nefa i jaona da niezaka nanaka anazy, magnano hoe: ''Iaho no mila aninao batisa, nefa enao koa me gne nagnato anah?'' \v 15 Jesosy namaly ary nizaka taminazy hoe: ''ekeo izà amizao, fa izao gne mety amitsika hahatanteraka gne fahamarigna aby.'' Avy eo Jaona nagneky enazy.