tkg_mat_text_reg/03/07.txt

1 line
445 B
Plaintext

\v 7 Fa rehefa nahita ireo Fariseo sy Sadoseo maro nagnato anazy mba ho atao batisa izy, da hoy izy tamindreo hoe: ''gne taraka menarà feno poizy, ia gne nampitandry anareo hilefa gne fahafatesa izay ho avy? \v 8 Mamoàza voany miendriky fibebaha. \v 9 Ary ka misaigny gne hizaka agnati-fo hoe: 'mana an'i Abrahama ho iabanay iahay.' Fa zakaiko aminareo fa Zagnahary da mahavita mananga zanaka ho an'i Abrahama ndre da avy am'toa vato itoa aza.