tkg_mat_text_reg/02/22.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 22 Fa rehefa reny fa i Arkelaosy no nanjaka tagny Jodia nandimby an'i Heroda rainy,da natahotra gne ho agny izy. Tafarane nampitandremane Zagnahary anazy tamine nofo, da niala tagny amè Galillia izy\v 23 ka nandeha ary nipetraky tao amè tanagna angia hoe Nazareta. Izany da nahatanteraky izay voalaza tamigne alalan'ireo mpaminany hoe: ''Nazarena no angia anazy.''