tkg_mat_text_reg/02/13.txt

1 line
539 B
Plaintext

\v 13 Rehefa lasa indreo, da nisy anjelin'ny Tompo niboda tam'i Josefa tamine gn'alalane nofo ary nizaka hoe: ''mipetrà tsara, indeso gne zaza sy gne reniny, ary milefa agny Egypte. Mipetrà agny mandra-pizakako aminao, fa i Heroda da mitadia ilay zaza mba hamonoa anazy.\v 14 '' Arivan'igny Josefa da nifoha ary ninday gne sy gne reniny ka nandeha agny Egypte. Nipetraka tagny izy mandrapahafatin'i Heroda. \v 15 Izà da nagnatanteraky izay nambarany gne Tompo tamign'alalanè mpaminany hoe: ''nangiako hiala tagny Egypta gne zanako.''