tkg_mat_text_reg/02/07.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 7 Ary nangaiky moramora ireo lelahyanam-pahalalana i Heroda mba hagnotany andreo mazava tsara gne fotoa niboahan'ilay kinta. \v 8 Nalefany tagny Betlehema indreo, magnano hoe: ''mandehana ary fantaro tsara gn'amin'ilay zaza. Rehefa hitareoizy, da ampizakay iaho, mba hahafahako mandeha agny evao ka hidera anazy.''