tkg_mat_text_reg/02/04.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 4 Nindesin'i Heroda niaraky gne lohane mpisorona aby sy gne mpanora-dalàgnany gn'olo, ary nagnotany an'i Kristy? \v 5 Nizaka tamizy indreo hoe: ''ao Betleheman'i Jodia, fa izao gne voasoratry gne mpaminany hoe: \v 6 ''fa enao, Betlehema, agny amignè tanin'ny Joda, da tena tsy kidy amin'ireo mpitondran'i Joda, fa avy.