tkg_mat_text_reg/02/01.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 1 Taranigne nahaterahan'i Jesosy Betleheman'i Jodia tamè gn'andron'i Herodampanjaka, da avy tao Jerosalema ireo lehilahy manam-pahalalana avy agny atsignana nizaka hoe: \v 2 ''aia Izy izay ho traka mpanjakane Jiosy? Nahita gne kitany avy egny atsignanaizay ary avy mba hidera Anazy.\v 3 '' Rehefa naharè izà i Heroda mpanjaka, da nangitakitaky izy, sy i Jerosalema aby niraka taminazy.