1 line
310 B
Plaintext
1 line
310 B
Plaintext
\v 27 Avy gne mpanompone tompon-tany ary nizaka taminazy hoe: 'Tompoko, tsy namafy voa tsara tao amigne horakao me enao? Nagnino izy zao lasa misy voan'ahabazà?' \v 28 Hoy iz tamindreo hoe: 'Nisy fahavalo nagnano an'izà.' Hoy ireo mpanompo taminazy hoe: 'Da tianao me gne handiananay magnombotry enazy ireo?' |