tkg_mat_text_reg/06/32.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 32 Fa gne Jentilisa mitadia ireo raha ireo, ary gne Rainareo izay agny an-dagnitry da mahafantatry fa mila an'iregny enareo. \v 33 Fa tadiavo aloha gne fanjakany sy gne fahamarignany da homeny anareo ireo raha ireo. \v 34 Noho izà, Ka misalasala gn'omaray, fa gn'omaray hitahy gn'anazy. Ampy ho anign'andro tsiraikiraiky gne ratsy ao aminazy.