1 line
350 B
Plaintext
1 line
350 B
Plaintext
\v 35 Nandeha nitety ireo tanà-zakabe sy gne vohitry aby Jesosy. Nanohy nampianatry tam'ireo synagogandreo Izy, nitory gne filazantsara ny gne fanjaka, nagnasitragny gne karazan'arety maro sy karaza fahoria aby. \v 36 Rehefa nahita gne vahoky Izy, da nana fahadiovam-po tam'ireo, satria nisalasa sy kivy indreo. Akoign'ondry sy misy mpiandry indreo. |