tkg_mat_text_reg/09/07.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 7 Avy teo nitsanga ilay lelahy ary nandeha an-dragnony.\v 8 Rehefa nahita izà gne vahoky, da gaga indreo ary nidera aigne Zagnahary izay nagnomè fahefa ekoizà gn'olo. \v 9 Ary raha niala avy teo Jesosy, da nahita lelahy nangia hoe Matio Izy, izay nipetraky teo amigne lainigne fandagnona-ketra. Hoy Izy taminazy hoe: '' Magnarà Anaha.'' Nitsanga izy ary nagnaray Anazy.