1 line
343 B
Plaintext
1 line
343 B
Plaintext
\v 48 Fa namaly Jesoso ary nizaka tam'ilay nizaka Anazy hoe: '' Ia gne reniko ary ia gne rahalahiko?'' \v 49 Avy eo natariny tam'ireo mpianatriny gne tagnany ary nizaka hoe: ''Iteo, itoa gne reniko sy gne rahalako! \v 50 Fa izay magnao gne sitraponè Raiko izay agny an-dagnitry, da izà olo izà gne rahalako, sy gn'anabaviko, ary iendriko. |