1 line
531 B
Plaintext
1 line
531 B
Plaintext
\v 3 Indro, gne sasany tamigne mpanora-dalagna nagnano anampo hoe: ''Mizaka ratsy io lelahy io.'' \v 4 Fantatr'i Jesosy gn'eritreritrindreo ary nizaka hoe: ''Nagnino enareo mieritreri-dratsy ao am-ponareo? \v 5 Fa ia gne moramora kokoa gne mizaka anazy hoe: 'Voavela gne helokao,' sa gne mizaka hoe: 'mitsangàna da mandehana? \v 6 Fa mba ho fantatrareo fa gne zanak'olo da mana fahefa hamela heloky ambonin'ny tany etoa,...''hoy Izy tamin'ilay paralysisa hoe: ''Mitsangana, batay gne fandrianao, ary mandehana agny an-tragnonao.'' |