tkg_mat_text_reg/09/10.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 10 Ary raha nidoboky hihina tao an-tragno Jesosy, igny, mpamory hetra sy olo mpanota maro tonga ary nira-nihina tam'i Jesosy sy gne mpianatriny. \v 11 Rehefa nahita an'izà ireo Fariseo, da nizaka tamigne mpianatriny indreo hoe: ''Nagnino gne mpampianatrareo no miara-mihina amigne mpamory hetra sy gn'olo mpanota?''