tkg_mat_text_reg/27/62.txt

1 line
489 B
Plaintext

\v 62 Ary raha omaray gn'andro fiomagna,da nivory tam'i Pilato gne lohan'gne mpisorona sy gne Fariseo. \v 63 Ka nizàka hoe: " Tompoko, tadidinay fa igny mpamitaky igny, tamin'izy ambola velo, da nizàka hoe: ' Raha afaky telo andro, da hitsanga iao.'" \v 64 Ka hanio tsara hambiny tsara gne kobory mandrapevisan'gn'andro fahatelo, fa sao avy evao gne mpianatriny ka hangalatry anazy, da izàka amin'olo hoe: " Efa natsanga tamè maty Izy", ka ho ratsy gne fitaky farany hono ne voalohany.