tkg_mat_text_reg/27/32.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 32 Ary raha nandeha izy, da nahita lehilahy raiky Syrena angia hoe Simona, ka izy gne noforoseny hinday gne hazo fijalian'i Jesosy. \v 33 Ary raha avy teo tamè tany atao hoe Golgota izy, izany hoe " Toeran'gne Karandoha." \v 34 Nomendreo divay mifangaro amè efero Izy mba ho indranominy. Fa rehefa nandramany izà, da tsy nindragno Izy.