tkg_mat_text_reg/24/48.txt

1 line
437 B
Plaintext

\v 48 Fa raha misy mpagnompo ratsy mizàka ao am-pony hoe: " Mahadigny tsy avy gne tompoko" , \v 49 ka manomboky mamono ireo mpagnompo namany, sy mihina ary misotro miaraky amindreo mpimamo; \v 50 da ho avy gne tompon'ilay mpagnompo amè fotoa izay tsy ampoiziny ary amè ora izay tsy fantany. \v 51 Da ho kapakapain'gne tompony izy ary ho ataony mitovy amè mpihatsarambelatsy gne anjarany, izay hisy gne fitomania sy gne fikitroha-nify